Josoa 10:17 MG1865

17 Dia nolazaina tamin'i Josoa hoe: Indreo, miery ao anatin'ilay zohy any Makeda ny mpanjaka dimy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 10

Jereo Josoa 10:17 amin'ny teny manodidina.