Josoa 10:19 MG1865

19 fa ianareo aza mijanona, fa manenjeha ny fahavalonareo, ka mameleza ny vodi-lalana; aza avela ho tafiditra any an-tanànany ireny, fa efa natolotr'i Jehovah Andriamanitrareo eo an-tananareo.

Vakio ny toko manontolo Josoa 10

Jereo Josoa 10:19 amin'ny teny manodidina.