25 Ary hoy Josoa taminy: Aza matahotra na mivadi-po ; mahereza sy matanjaha; fa toy izao no hataon'i Jehovah amin'ny fahavalonareo rehetra izay iadianareo.
Vakio ny toko manontolo Josoa 10
Jereo Josoa 10:25 amin'ny teny manodidina.