Josoa 10:37 MG1865

37 dia afany koa izy, ka nasiany tamin'ny lelan-tsabatra izy sy ny mpanjakany sy ny tanànany rehetra ary ny olona rehetra tao; tsy nasiany niangana na dia iray akory aza, tahaka izay rehetra efa nataony tamin'i Eglona; fa naringany avokoa izy sy ny olona rehetra tao.

Vakio ny toko manontolo Josoa 10

Jereo Josoa 10:37 amin'ny teny manodidina.