Josoa 10:8 MG1865

8 Ary hoy Jehovah tamin'i Josoa: Aza matahotra azy, fa efa natolotra eo an-tananao izy, ka tsy hisy hahajanona eo anoloanao izy na dia iray akory aza.

Vakio ny toko manontolo Josoa 10

Jereo Josoa 10:8 amin'ny teny manodidina.