Josoa 11:14 MG1865

14 Ary ny fananana rehetra tao amin'ireny tanàna ireny sy ny biby fiompy dia nalain'ny Zanak'Isiraely ho babony; fa ny olona rehetra nasiany tamin'ny lelan-tsabatra mandra-pandringany azy; tsy nasiany niangana na dia iray akory aza.

Vakio ny toko manontolo Josoa 11

Jereo Josoa 11:14 amin'ny teny manodidina.