Josoa 11:17 MG1865

17 hatramin'ny tendrombohitra mangadihady, izay fiakarana no any Seira, ka hatrany Bala-gada eo amin'ny lohasahan'i Libanona am-bodin'ny tendrombohitra Hermona; ary ny mpanjakany rehetra nosamboriny ka novonoiny ho faty.

Vakio ny toko manontolo Josoa 11

Jereo Josoa 11:17 amin'ny teny manodidina.