Josoa 11:23 MG1865

23 Dia lasan'i Josoa avokoa ny tany rehetra, araka izay rehetra nolazain'i Jehovah tamin'i Mosesy; ary nomen'i Josoa ho lovan'ny Isiraely izany, araka ny fizaran'ny fireneny. Dia nitsahatra ny ady ka nandry ny tany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 11

Jereo Josoa 11:23 amin'ny teny manodidina.