Josoa 11:6 MG1865

6 Dia hoy Jehovah tamin'i Josoa: Aza matahotra azy; fa rahampitso toy izao Izaho dia hanolotra azy rehetra ho faty eo anatrehan'ny Isiraely; traingoy ny soavaliny, ary dory amin'ny afo ny kalesiny.

Vakio ny toko manontolo Josoa 11

Jereo Josoa 11:6 amin'ny teny manodidina.