Josoa 11:8 MG1865

8 Ary Jehovah nanolotra azy teo an-tànan'ny Isiraely izay namely azy ka nanenjika azy hatrany Sidona lehibe sy hatrany Misrefota-maima ary hatramin'ny lohasaha Mizpa atsinanana; dia namely azy izy mandra-paha-tsy nisy niangana na dia iray akory aza.

Vakio ny toko manontolo Josoa 11

Jereo Josoa 11:8 amin'ny teny manodidina.