12 dia ny fanjakana rehetra an'i Oga tany Basana, izay nanjaka tany Astarta sy Edrehy (izy ihany no sisa tamin'ny Refaita); fa resin'i Mosesy ireny ka noroahiny.
Vakio ny toko manontolo Josoa 13
Jereo Josoa 13:12 amin'ny teny manodidina.