Josoa 13:14 MG1865

14 Ny firenen'i Levy ihany no tsy nomeny lova; ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no lovany araka izay nolazainy taminy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 13

Jereo Josoa 13:14 amin'ny teny manodidina.