Josoa 13:16 MG1865

16 Ary ny fari-taniny dia hatrany Aroera, izay eo amoron'ny lohasahan-driaka Arnona, ary ny tanàna izay eo afovoan'ny lohasaha sy ny tany lemaka rehetra any Medeba,

Vakio ny toko manontolo Josoa 13

Jereo Josoa 13:16 amin'ny teny manodidina.