Josoa 13:3 MG1865

3 hatrany Sihora, izay atsinanan'i Egypta, ka hatramin'ny fari-tanin'i Elzrona eo avaratra, izay atao ho an'ny Kananita, ireo andriana dimy amin'ny Filistina dia ny Gazita sy ny Asdodita sy ny Askelonita sy ny Gatita sy ny Ekronita ary ny Avita

Vakio ny toko manontolo Josoa 13

Jereo Josoa 13:3 amin'ny teny manodidina.