Josoa 13:31 MG1865

31 Ary ny antsasak'i Gileada sy Astarta ary Edrehy, tanàna amin'ny fanjakan'i Oga any Basana, dia an'ny taranak'i Makira, zanak'i Manase, dia ho an'ny antsasaky ny taranak'i Makira araka ny fokony.

Vakio ny toko manontolo Josoa 13

Jereo Josoa 13:31 amin'ny teny manodidina.