Josoa 13:8 MG1865

8 Ary niaraka tamin'ireo koa no nahazoan'ny Robenita sy ny Gadita ny lovany, dia ilay nomen'i Mosesy azy any an-dafy atsinanan'i Jordana, araka izay nomen'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah, azy,

Vakio ny toko manontolo Josoa 13

Jereo Josoa 13:8 amin'ny teny manodidina.