Josoa 14:12 MG1865

12 Ary ankehitriny omeo ahy iry tendrombohitra iry, izay nolazain'i Jehovah tamin'izany andro izany; fa efa renao tamin'izany andro izany fa nitoetra teo ny Anakita, sady nisy tanàna lehibe mimanda; angamba homba ahy Jehovah, dia haharoaka azy aho, araka izay nolazain'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Josoa 14

Jereo Josoa 14:12 amin'ny teny manodidina.