Josoa 14:9 MG1865

9 Dia nianiana tamin'izany andro izany Mosesy ka nanao hoe: Ny tany izay nodiavin'ny tongotrao dia ho lovanao sy ny taranakao tokoa mandrakizay, satria tanteraka tamin'ny fanarahana an'i Jehovah Andriamanitro ianao.

Vakio ny toko manontolo Josoa 14

Jereo Josoa 14:9 amin'ny teny manodidina.