Josoa 15:19 MG1865

19 Ary hoy izy: Omeo tso-drano aho; fa tsy tany misy rano no efa nomenao ahy, ka mba omeo loharano koa aho. Dia nomeny azy ny loharano ambony sy ny loharano ambany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 15

Jereo Josoa 15:19 amin'ny teny manodidina.