30 sy Eltolada sy Kesila sy Horma
31 sy Ziklaga sy Madmana sy Sansana
32 sy Lebaota sy Silima sy Aina sy Rimona; sivy amby roa-polo ny tanàna rehetra sy ny zana-bohiny.
33 Ary teo amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka dia Estaola sy Zora sy Asna
34 sy Zanoa sy En-ganima sy Tapoa sy Enama
35 sy Jarmota sy Adolama sy Soko sy Azeka
36 sy Saraima sy Aditaima sy Gadera sy Gederotaima: tanàna efatra ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;