Josoa 17:10 MG1865

10 Ny atsimo dia an'i Efraima, ary ny avaratra dia an'i Manase, ary ny ranomasina no fari-taniny; ary nihatra tamin'i Asera teo avaratra sy tamin'Isakara teo atsinanana izy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 17

Jereo Josoa 17:10 amin'ny teny manodidina.