Josoa 17:15 MG1865

15 Dia hoy Josoa taminy: Raha firenena lehibe ary ianao, dia miakara any amin'ny ala, ka miteveza honenanao any amin'ny tanin'ny Perizita sy ny Refaita, fa tery loatra aminao ny tany havoan'i Efraima.

Vakio ny toko manontolo Josoa 17

Jereo Josoa 17:15 amin'ny teny manodidina.