Josoa 17:2 MG1865

2 Ary nisy koa ho an'ny taranak'i Manase sisa araka ny fokony, dia ho an'ny taranak'i Abiezera sy Heleka sy Asriela sy Sekema sy Hefera ary Semida: ireo no zanakalahin'i Manase, zanak'i Josefa, araka ny fokony.

Vakio ny toko manontolo Josoa 17

Jereo Josoa 17:2 amin'ny teny manodidina.