Josoa 18:13 MG1865

13 hatreo dia nandroso hatrany Lozy, hatramin'ny ilany atsimon'i Lozy (Betela izany), dia nidina hatrany Atarot-adara ao amin'ny tendrombohitra atsimon'i Beti-horona ambany,

Vakio ny toko manontolo Josoa 18

Jereo Josoa 18:13 amin'ny teny manodidina.