Josoa 18:19 MG1865

19 dia nandroso hatramin'ny ilany avaratr'i Beti-hogla, ka dia nihatra tamin'ny helo-drano avaratra amin'ny Ranomasin-tsira, eo amin'ny farany atsimo amin'i Jordana; izany no lafiny atsimo.

Vakio ny toko manontolo Josoa 18

Jereo Josoa 18:19 amin'ny teny manodidina.