19 sy Hafraima sy Siona sy Anaharata
20 sy Rabita sy Kisiona sy Abeza
21 sy Rameta sy Enganima sy Enhada ary Beti-pazeza.
22 Ary ny fari-taniny dia nahazo an'i Tabara sy Sahazoma sy Beti-semesy, ka dia nihatra tany Jordana: tanàna enina ambin'ny folo sy ny zana-bohiny.
23 Izany no lovan'ny firenena taranak'Isakara araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.
24 Ary ny loka fahadimy dia azon'ny firenena taranak'i Asera isam-pokony.
25 Ary ny fari-taniny dia Helkata sy Haly sy Batena sy Aksafa