Josoa 19:31 MG1865

31 Izany no lovan'ny firenena taranak'i Asera araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.

Vakio ny toko manontolo Josoa 19

Jereo Josoa 19:31 amin'ny teny manodidina.