36 sy Adama sy Rama sy Hazora
37 sy Kadesy sy Edrehy sy En-hazora
38 sy Irona sy Migda ela sy Horema sy Bet-anata ary Beti-semesy: tanàna sivy ambin'ny folo sy ny zana-bohiny.
39 Izany no lovan'ny firenena taranak'i Naftaly araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.
40 Ary ny loka fahafito dia an'ny firenena taranak'i Dana isam-pokony.
41 Ary ny fari-tanin'ny lovany dia Zora sy Estaola sy Ira-semesy
42 sy Salabima sy Aialona sy Jitla