Josoa 19:50 MG1865

50 Araka ny tenin'i Jehovah dia nomeny azy ny tanàna izay nangatahiny, dia Timnata-sera any amin'ny tany havoan'i Efraima: dia nanamboatra ny tanàna izy ka nitoetra tao.

Vakio ny toko manontolo Josoa 19

Jereo Josoa 19:50 amin'ny teny manodidina.