Josoa 19:8 MG1865

8 ary ny zana-bohitra rehetra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Baleta-bera sy Rama amin'ny tany atsimo. Izany no lovan'ny firenena taranak'i Simeona araka ny fotony.

Vakio ny toko manontolo Josoa 19

Jereo Josoa 19:8 amin'ny teny manodidina.