Josoa 2:1 MG1865

1 Ary Josoa, zanak'i Nona, dia naniraka mpisafo roa lahy mangingina avy tany Sitima ka niteny taminy hoe: Mandehana, izahao ny tany, indrindra fa Jeriko. Dia niainga izy roa lahy ary niditra tao an-tranon'ny vehivavy janga anankiray atao hoe Rahaba, ka nandry tao.

Vakio ny toko manontolo Josoa 2

Jereo Josoa 2:1 amin'ny teny manodidina.