Josoa 2:14 MG1865

14 Dia hoy izy roa lahy taminy: Ny ainay no ho faty hisolo anareo, raha tsy holazainareo izao raharahanay izao; ary raha omen'i Jehovah anay ny tany, dia hamindra fo sy hanao izay marina aminao izahay.

Vakio ny toko manontolo Josoa 2

Jereo Josoa 2:14 amin'ny teny manodidina.