Josoa 2:18 MG1865

18 Indro, rehefa tonga eto amin'ny tany izahay, dia hafehinao eo amin'ny varavarankely izay nampidinanao anay io kofehy jaky io; ary ny rainao sy ny reninao sy ny anadahinao mbamin'ny ankohonan'ny rainao rehetra dia hovorinao ho ao an-tranonao;

Vakio ny toko manontolo Josoa 2

Jereo Josoa 2:18 amin'ny teny manodidina.