Josoa 2:22 MG1865

22 Dia nandeha izy roa lahy ka nankany an-tendrombohitra ary nitoetra tany hateloana mandra-piverin'ny mpanenjika; ary nitady azy tamin'ny lalana rehetra ny mpanenjika, nefa tsy nahita.

Vakio ny toko manontolo Josoa 2

Jereo Josoa 2:22 amin'ny teny manodidina.