Josoa 2:5 MG1865

5 ary rehefa maizina ny andro, ka hohidiana ny vavahady, dia lasa nivoaka izy, ka tsy fantatro indray izay nalehany; enjeho faingana izy, fa ho tratranareo.

Vakio ny toko manontolo Josoa 2

Jereo Josoa 2:5 amin'ny teny manodidina.