Josoa 20:7 MG1865

7 Dia nanokana an'i Kadesy any Galilia any amin'ny tany havoan'i Naftaly izy sy Sekema any amin'ny tany havoan'i Efraima ary Kiriat-arba (Hebrona izany) any amin'ny tany havoan'i Joda.

Vakio ny toko manontolo Josoa 20

Jereo Josoa 20:7 amin'ny teny manodidina.