Josoa 20:9 MG1865

9 Ireo no tanàna voafidy ho an'ny Zanak'Isiraely rehetra sy ny vahiny eo aminy handosiran'izay rehetra nahafaty olona tsy nahy, mba tsy ho fatin'ny tanan'ny mpamaly rà izy mandra-pisehony eo anatrehan'ny fiangonana.

Vakio ny toko manontolo Josoa 20

Jereo Josoa 20:9 amin'ny teny manodidina.