Josoa 21:2 MG1865

2 ka niteny taminy tao Silo tao amin'ny tany Kanana hoe: Jehovah efa nampandidy an'i Mosesy mba homena tanàna hitoerana izahay sy tany manodidina azy ho an'ny biby fiompinay.

Vakio ny toko manontolo Josoa 21

Jereo Josoa 21:2 amin'ny teny manodidina.