Josoa 21:32 MG1865

32 ary avy tamin'ny firenen'i Naftaly dia Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an'izay nahafaty olona, ary Hamota dora sy ny tany manodidina azy ary Kanana sy ny tany manodidina azy. dia tanàna telo.

Vakio ny toko manontolo Josoa 21

Jereo Josoa 21:32 amin'ny teny manodidina.