Josoa 21:44 MG1865

44 Dia nomen'i Jehovah fitsaharana amin'ny manodidina izy, araka izay rehetra nianiananany tamin'ny razany, ka tsy nisy lehilahy tamin'ny fahavalony rehetra nahajanona teo anoloany; fa natolotr'i Jehovah teo an-tànany avokoa ny fahavalony rehetra.

Vakio ny toko manontolo Josoa 21

Jereo Josoa 21:44 amin'ny teny manodidina.