Josoa 21:6 MG1865

6 Ary ny loka azon'ny taranak'i Gersona dia tanàna telo ambin'ny folo, avy tamin'ny fokon'ny firenen'Isakara sy ny firenen'i Asera sy ny firenen'i Naftaly ary tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase any Basana.

Vakio ny toko manontolo Josoa 21

Jereo Josoa 21:6 amin'ny teny manodidina.