Josoa 22:23 MG1865

23 raha izany no nanorenanay alitara, mba hiala amin'ny fanarahana an'i Jehovah, na hanatitra fanatitra dorana, na fanatitra hohanina, na fanati-pihavanana. eo amboniny dia aoka Jehovah no hanadina;

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:23 amin'ny teny manodidina.