Josoa 22:30 MG1865

30 Ary rehefa ren'i Finehasa mpisorona sy ny lohan'ny fiangonana, dia ny mpifehy arivo tamin'ny Isiraely, izay niaraka taminy, ny teny izay nolazain'ny taranak'i Robena sy Gada ary ny taranak'i Manase, dia sitrany izany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:30 amin'ny teny manodidina.