Josoa 23:2 MG1865

2 dia nantsoin'i Josoa ny Isiraely rehetra, dia ny loholony sy ny lehibeny sy ny mpitsara azy ary ny mpifehy azy, ka hoy izy taminy: Efa zoki-olona aho izao ka mandroso fahanterana,

Vakio ny toko manontolo Josoa 23

Jereo Josoa 23:2 amin'ny teny manodidina.