Josoa 23:7 MG1865

7 mba tsy hankanesanareo any amin'ireo firenena sisa eo aminareo ireo; ny anaran'ny andriamaniny dia aoka tsy hotononinareo na hampianiananareo akory, ary aza manompo azy na miankohoka eo anatrehany;

Vakio ny toko manontolo Josoa 23

Jereo Josoa 23:7 amin'ny teny manodidina.