Josoa 24:11 MG1865

11 Ary nita an'i Jordana ianareo ka nankany Jeriko; dia niady taminareo ny mponina tao Jeriko mbamin'ny Amorita sy ny Perizita sy ny Kananita sy ny Hetita sy ny Girgasita sy ny Hivita ary ny Jebosita, ka natolotro teo an-tananareo ireny.

Vakio ny toko manontolo Josoa 24

Jereo Josoa 24:11 amin'ny teny manodidina.