Josoa 24:23 MG1865

23 Arionareo ankehitriny ary ny andriamani-kafa, izay eo aminareo. ka ampanatony an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ny fonareo.

Vakio ny toko manontolo Josoa 24

Jereo Josoa 24:23 amin'ny teny manodidina.