Josoa 24:26 MG1865

26 Dia nosoratan'i Josoa tao amin'ny bokin'ny lalàn'Andriamanitra ireo teny ireo. ary naka vato lehibe izy ka nanangana azy teo ambanin'ny hazo terebinta, izay teo anilan'ny fitoera-masin'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Josoa 24

Jereo Josoa 24:26 amin'ny teny manodidina.