Josoa 4:11 MG1865

11 Ary rehefa tafita avokoa ny olona rehetra, dia nita koa ny fiaran'i Jehovah sy ireo mpisorona teo anoloan'ny olona.

Vakio ny toko manontolo Josoa 4

Jereo Josoa 4:11 amin'ny teny manodidina.