Josoa 4:14 MG1865

14 Tamin'izany andro izany no nanandratan'i Jehovah an'i Josoa teo imason'ny Isiraely rehetra; ka dia natahotra azy ny olona, tahaka ny efa natahorany an'i Mosesy, tamin'ny andro rehetra niainany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 4

Jereo Josoa 4:14 amin'ny teny manodidina.